|
|
|
|

Teny iditra1 empoina
Fototeny  2empo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo: Empoina ny metaly vao azo tefena [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anempoy, 10 empoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12