| Entrée | 1 endahana | 
| Radical | 2 endaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby? Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force [1.7] | 
| Explications en français | 6   qui on écorche, qu'on dépouille [1.8] | 
| Exemples | 7   Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony
[1.437] 8 manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |