|
|
|
|

Entrée1  eroa
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.78] ary [Bara]
4  [1.1] Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
Explications en anglais  5  [1.7] there far away (in sight)
Explications en français  6  [1.8] là bien loin, visible
Exemples  7  [2.324] Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy
8  [2.470] Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Analogues  17  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Anagrammes  18 aore, 19 -areo, 20 erao, 21 eroa, 22 orea

Mis à jour le 2025/09/12