| Entrée | 1 espaniola | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 5 espaina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |