| Entrée | 1 evanjelista | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1#190] | 
| Explications en français | 4   évangéliste [1.3#133] | 
| Exemples | 5   Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka;
[2.649#] 6 Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#] 7 Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#] | 
| Vocabulaire | 8 Religion et Liturgie | 
| Analogues | 9 evanjelisitra, evanjelistra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |