| Entrée | 1 fadifadina | 
| Radical | 2 fadifady | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Exemples | 4   Raha vady fanambady ihany izahay dia vadio fa raha vady tsy fanambady kosa dia fadio nefa aza dia fadifadina loatra izahay fa ny olona eto an-tanana ihany no ao am-bavahady ary ny randram-bao mahataitra
[2.131] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |