| Entrée | 1 fafazo | 
| Radical | 2 fafy | 
| Partie du discours | 3 impératif du verbe passif fafazana [Liste complète] | 
| Exemples | 4   fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte)
[1.3#137] 5 Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda. [2.424#] | 
| Mis à jour le 2025/05/16 |   |