| Entrée | 1 fafy katrana | 
| Mots élémentaires | 2 fafy, 3 katrana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1] 6 fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha fafy gaboraraka [1.13] 7 méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable dilapidation [1.13] | 
| Explications en anglais | 8   sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2] | 
| Explications en français | 9   riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |