| Entrée | 1 fahafinaretana |
| Radical | 2 finaritra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 pleasure, happiness [1.7] |
| Explications en français |
6 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3] 7 plaisir, bonheur [1.8] |
| Exemples |
8 Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay?
[2.472]
9 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 12 Emotions |
| Synonymes | 13 hafinaretana |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|