| Entrée | 1 fahafoizana | 
| Radical | 2 foy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina
[2.48] 5 Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 8 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |