| Entrée | 1 fahajambana | 
| Radical | 2 jamba | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | 
| Explications en français | 5   la cécité, l'aveuglement [1.3#291] | 
| Exemples | 6   Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
[2.996#] | 
| Vocabulaire | 7 Santé | 
| Synonymes | 8 hajambana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |