| Entrée | 1 fahakamoana | 
| Radical | 2 kamo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Allégation | 4 | 
| Exemples | 5   Koanefa na voalahatro eto aza izao dimi-loha mety hatao hazoam-bola izao, Dia tsy mety ho vanon-tsy akory, raha atao amy n'ny fahalainana, sy fahakamoana, ary ny tsy fahavarana;
[2.59#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |