| Entrée | 1 fahalavorariana | 
| Radical | 2 lavorary | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1] | 
| Exemples | 5   Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo?
[2.296#] | 
| Synonymes | 6 halavorariana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |