| Entrée | 1 fahamaotonana | 
| Radical | 2 maotona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1] | 
| Exemples | 5   Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296#] 6 ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka. [2.996#] | 
| Synonymes | 7 hamaotonana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |