| Entrée | 1 fahatsapana | 
| Radical | 2 tsapa | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy
[2.470] 5 Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |