| Entrée | 1 fahihirana | 
| Radical | 2 hihitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitsitsiana tafahoatra [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'avarice, la parcimonie [1.3#246] | 
| Exemples | 6   Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |