Entrée | 1 famankonana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vankona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona |
Explications en français |
5 [1.13] corroyage |
Exemples |
6 [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo.
7 [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 9 Technique |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |