| Entrée | 1 famaranana | 
| Radical | 2 farana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza famitana, fanaperana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a smoothing-knife the final declaration about business that has been done. [1.2] 6 the end or finishing of something; the act of smoothing [1.7] | 
| Explications en français | 7   la terminaison [1.3] 8 la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3] 9 action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8] 10 terminale [1.66] | 
| Exemples | 11   Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
[2.245] 12 Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 16 famaranana, 17 fanamarana, 18 fanaramana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |