| Entrée | 1 fameperana | 
| Radical | 2 pepetra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka [1.1] | 
| Explications en français | 5   La recommandation, l’injonction, la commission [1.3#483] | 
| Exemples | 6   Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay.
[1.320#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |