| Entrée | 1 fametahana | 
| Radical | 2 petaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1] | 
| Explications en français | 5   pose [1.13] | 
| Exemples | 6   Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila.
[2.472#] 7 Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#] | 
| Tous les mots composés | 8 10 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 9 Technique | 
| Anagrammes | 10 fametahana, 11 hatafamena, 12 manatefaha | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |