| Entrée | 1 fametrahana | 
| Radical | 2 petraka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao [1.1] | 
| Explications en français | 5   L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu: Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements) [1.3#484] 6 dépôt, implantation [1.13] | 
| Exemples | 7   Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
[4.27#] 8 Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#] 9 Mazava ho azy moa fa mila vola enti-mihetsika tokoa ny fametrahana izany rafitra izany. [2.59#] 10 Nampiarahina ny fametrahana ny Tandro-drihana sy ny Fihemba: andro iray anatohana ireo. [2.245#] | 
| Tous les mots composés | 11 3 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |