| Entrée | 1 famintinana | 
| Radical | 2 fintina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'action de rétrécir [1.3, 1.5] 6 résumé [1.5, 1.13] 7 contraction [1.13] | 
| Exemples | 8   Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana.
[2.356] 9 Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy. [4.27] | 
| Tous les mots composés | 10 fitsipiky ny famintinana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |