| Entrée | 1 famotopotorana | 
| Radical | 2 fotopototra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanadihadiana, famakafakana [1.1] | 
| Explications en français | 5   information [1.4] 6 enquête, sondage [1.13] | 
| Exemples | 7   sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka.
[1.38] 8 Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |