| Entrée | 1 famotorana | 
| Radical | 2 fototra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'action d'aller à la racine, les moyens [1.3#190] | 
| Exemples | 6   Dia samy nanao famotorana ny roa tonta.
[2.356] 7 Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [2.298] | 
| Anagrammes | 8 famorotana, 9 famotorana | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |