| Entrée | 1 fampiantranoana | 
| Radical | 2 trano | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Allégation | 4 | 
| Exemples | 5   Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa.
[2.996#] 6 Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany. [2.285#] 7 Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana. [2.606#] | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |