| Entrée | 1 fampieritreretana | 
| Radical | 2 eritreritra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Ny Sasy, hira fampieritreretana an-karatsiana (fanao raha miari-tory am-pahafatesana
[2.245#104] 5 Fahendrena lalina izany : mitoky amin' ilay hoe "ny marina tsy mba maty" , ka tsy mila an-drezatra fa fampieritreretana ihany [2.285#82] 6 Izany no mahatonga ny Malagasy, raha mananatra olona, hanao teny fampieritreretana hoe: " Ny hahasoa anao ihany anie, rahavako! [2.296#64] | 
| Mis à jour le 2025/09/13 |   |