| Entrée | 1 fanabe | 
| Radical | 2 be | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny [1.1] | 
| Explications en français | 5   Ce qui mérite d’être agrandi [1.3#77] | 
| Exemples | 6   Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany.
[2.996#] 7 Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |