|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanairana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  taitra
Explications en malgache  4  [1.1] Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo
5  [1.13] anjomara, antsiva
Explications en français  6  [1.13] avertisseur
Tous les mots composés 
Citations  8  Textes citant fanairana

Entrée (2/2)9  fanairana
Partie du discours  10  nom
Radical  11  taitra
Explications en malgache  12  [1.1] Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada
Explications en français  13  [1.3] l'action de surprendre, la cause
14  [1.13] excitation
Tous les mots composés 

Anagrammes  16 fanairana, 17 fanaraina, 18 fanariana, 19 fianarana, 20 fiaranana, 21 ifaranana

Mis à jour le 2025/09/12