|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara...
Explications en anglais  4  [1.2] the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however.
5  [1.7] furniture and household furnishings
Explications en français  6  [1.3] les meubles et ustensiles d'une maison
7  [1.8] ameublement
Exemples  8  [2.529] Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy.
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)11  fanakà
Partie du discours  12  nom
Radical  13  ak
Explications en malgache  14  [1.1] Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany

Anagrammes  15 ankafa, 16 fakana, 17 fanaka, fanakà, 18 kafana

Mis à jour le 2025/09/13