| Entrée | 1 fanakonana | 
| Radical | 2 takona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the act of covering; an eclipse [1.7] | 
| Explications en français | 6   action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune [1.8] | 
| Exemples | 7   Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana.
[2.857#] 8 Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. [1.353#] | 
| Anagrammes | 9 fanakonana, 10 fanokanana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |