Entrée | 1 fanalalahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 lalaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |