| Entrée | 1 fanambaniny | 
| Radical | 2 ambany | 
| Partie du discours | 3 nom et pronom | 
| Explications en malgache | 4   lafiny ambany indrindra [2.314] 5 Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   The lower part, the foundation, basis. The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything. [1.2] | 
| Exemples | 7   Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny.
[2.332] | 
| Tous les mots composés | 8 nofon-tany fanambaniny | 
| Mis à jour le 2025/10/09 |   |