| Entrée | 1 fanamboamboarana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Exemples | 3   Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny;
[2.245#] 4 Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ... [4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |