| Entrée | 1 fanandevozana |
| Radical | 2 andevo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of enslaving; cf. fahandevozana [1.7] |
| Explications en français |
6 action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [1.3] 7 action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana [1.8] |
| Exemples |
8 Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy.
[2.472]
9 sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [2.996] |
| Tous les mots composés | 10 fanafoanana ny fanandevozana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|