| Entrée | 1 fanaporofoana | 
| Radical | 2 porofo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'action de prouver, la preuve [1.3#493] 6 démonstration [1.13] | 
| Exemples | 7   Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny.
[1.519#] 8 Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |