| Entrée | 1 fanaramana | 
| Radical | 2 karama | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   fanakaramana [1.3#312] | 
| Exemples | 6   Noho io andininy momba ny fananana io tsy dia mazava loatra, dia novàna ho fanofàna na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana.
[2.366#] | 
| Autres orthographes | 7 fanakaramana | 
| Anagrammes | 8 famaranana, 9 fanamarana, 10 fanaramana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |