| Entrée | 1 fanatanterahana | 
| Radical | 2 tanteraka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famitàna tsara hatrany amin' ny farany [1.1] | 
| Explications en français | 5   réalisation [1.13] | 
| Exemples | 6   Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa.
[2.356#] 7 Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508#] 8 Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114#] | 
| Tous les mots composés | 9 fanatanterahana lavaka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |