| Entrée | 1 fanatevenana | 
| Radical | 2 tevina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'action de rendre épais, le motif [1.3] | 
| Exemples | 6   ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy;
[2.117#5] 7 Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina. [4.27#2012/12/31] | 
| Autres orthographes | 8 fanatevezana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |