| Entrée | 1 fandafihana | 
| Radical | 2 lafika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1] | 
| Explications en français | 5   L'action de mettre quelque choses dessous [1.3#369] | 
| Exemples | 6   Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao
[2.857#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |