| Entrée | 1 fandamahana | 
| Radical | 2 lamaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana: Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona io tany be kitoantoana io Fandriana tsy afaka miarina: Fandamahana hateloana no vokatry ny fijejojejoana nandihy mandra-maraina Fifotorana amin' ny asa: Tsy hay lazaina ny fandamahany tamin' itỳ asa itỳ fa adiny telo misesy izy teo foana Fikapana (bozaka, herana): Tapak' andro maninjitra izy tany amin' ny fandamahana bozaka tany [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |