| Entrée | 1 fandavana | 
| Radical | 2 la | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana [1.1] 5 Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e! [1.10] | 
| Explications en anglais | 6   refusal, disapproval, denial [1.7] | 
| Explications en français | 7   le refus, le renoncement, le reniement [1.3] 8 refus, renoncement, reniement [1.5] | 
| Exemples | 9   fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony.
[2.5] | 
| Tous les mots composés | 10 fandavantena | 
| Vocabulaire | 11 Emotions | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |