| Entrée | 1 fandinika | 
| Radical | 2 dinika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... [1.1] | 
| Exemples | 5   Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy.
[2.285#] 6 vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |