| Entrée (1/3) | 1 fandraisana | 
| Radical | 2 ray | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   A piece of wood used in weaving [1.2] 6 the act of receiving [1.7] | 
| Explications en français | 7   action de recevoir [1.8] 8 préhension [1.13.fr#56] | 
| Exemples | 9   Tena fatratra ny fandraisana azy.
[2.356] 10 Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895] 11 Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. [2.649] 12 Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472] | 
| Tous les mots composés | 13 10 combinaisons de ce mot | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/3) | 14 fandraisana | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en français | 16   (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Merina, Betsileo]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 17 Botanique | 
| Entrée (3/3) | 18 fandraisana | 
| Radical | 19 ray | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [1.1] | 
| Explications en anglais | 22   [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [1.2] | 
| Exemples | 23   Tena fatratra ny fandraisana azy.
[2.356] 24 Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895] 25 Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [2.649] 26 Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472] | 
| Tous les mots composés | 27 Fandraisana ny Fanasan' ny Tompo | 
| Vocabulaire | 28 Religion et Liturgie | 
| Anagrammes | 29 fandasirana, 30 fandraisana, 31 fiandrasana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |