| Entrée | 1 fandrantsanana | 
| Radical | 2 rantsana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [1.1] 5 fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [1.13] | 
| Explications en français | 6   émondage [1.13] 7 instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [1.196] | 
| Vocabulaire | 8 Economie: agriculture | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |