| Entrée | 1 fandrefesana | 
| Radical | 2 refy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy [1.1] | 
| Explications en français | 5   mesure, mesurage [1.13] | 
| Exemples | 6   Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana.
[2.356#] 7 eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#] 8 Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#] | 
| Tous les mots composés | 9 11 combinaisons de ce mot | 
| Article | 10 Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |