| Entrée | 1 fandritra | 
| Radical | 2 ritra | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |