| Entrée | 1 fandrokidrokiana | 
| Radical | 2 rokiroky | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |