| Entrée | 1 fangalampiery | 
| Mots élémentaires | 2 fangalàna, 3 fiery | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Jeu | 
| Autres orthographes | 7 fangalampiery | 
| Synonymes | 8 alam-piery, fanalampiery | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |