| Entrée | 1 fanintontsintona | 
| Radical | 2 sintontsintona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1] | 
| Vocabulaire | 5 Santé | 
| Synonymes | 6 fanintona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |