| Entrée (1/2) | 1 fanjaitra |
| Radical | 2 zaitra |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fanjaitra |
| Radical | 6 zaitra |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra [1.1] |
| Explications en anglais |
9 a needle [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
10 aiguille [1.8] |
| Exemples |
11 fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka;
[2.69#]
12 Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#] |
| Tous les mots composés | 13 6 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 14 filo, tsaika, tsiverianala |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|